|
PRATIQUES
- eau et assainissement - animation
Jeu de l'oie conçu par le programme d'accès
à l'eau potable de Vavatenina
Inter Aide - Madagascar
|
Antoine Delepierre,
Inter Aide 2006
Mise en ligne:29.09.06
Les questions
Le jeu
Les questions du jeu de l'oie
|
Avec quoi lavez vous votre seau et les mains ?
- Miaraaka amin 'inona no hanasanao ny tanana sy Siô ?
Quand devez vous lavez votre seau?
- Oviana no tokony hanasanao Siô ?
A quelle moment est-il important de se laver les mains?
- Amin'ny fotoana inona no mahatsara ny fanasana tanana ?
Avez vous confiance en votre comité eau?
- Hanananao fahatokisana ve ny komitin'ny rano eto aminareo ?
Comment faire en sorte que l'eau stockée dans le seau reste
propre le plus longtemps possible?
- Ahoana no atao mba ahafahana mikajy rano madio mba aharitra ela araka
izay azo atao ?
Combien y-a-t-il de latrine dans le village ?
- Misa firy ny Kabone eto antanana.
Quels sont les moyens de prevention des maladies diarhéiques?
- Inona avy ny fomba hisorohana ny karazan'aretin-kibo ?
Pourquoi est-il important de se laver les mains après avoir
fait vos besoins ?
- Inona no maha zava-dehibe ny fanasana tanana aorian'ny fangerena ?
La borne fontaine est en panne et vous avez soif, que faites vous ?
- Simba ny paompy, te hisotro rano anefa ianao, inona no ataonao ?
Savez vous pourquoi vous cotisez pour la borne fontaine (BF)?.
- Fantatrao ve ny antony handrotsahana latsak'emboka ho an'ny paompy ?
Nettoyez-vous la borne fontaine ?
- Manasa paompy ve ianao ?
Pourquoi votre village a-t-il fait une demande d'un point d'eau potable?
- Inona no antony nanaovan'ny tanana fagatahana rano fisotro madio ?
Pourquoi est-ce important d'entretenir la borne fontaine?
- Inona no maha zava-dehibe ny fanasana ny paompy ?
Qu'est ce que vous faites de l'eau si elle a été stockée
pendant plus de 24 h 00 dans le seau?
- Ataonareo inona raha misy rano efa mikajy efa ho iray alina 24 ora ao
anaty seau.
Avez-vous déjà été visiter la boite de
captage ?
- Efa mba nitsirika tany andoha rano ve ianao ?
Qui est en charge de l'entretien de la citerne et la boite de captage
?
- Iza no miantoka ny fikarakarana ny sinibe sy ny eny andoha-rano (B.C
)
La rivière est à 5 minute de marche , la borne fontaine
à 10 m , ou allez vous chercher votre eau de boisson?
- Ny renirano dia 5 minitra antongotra fa ny paompy kosa 10 minitra, Aiza
no hakanao ny rano fisotro ?
Pourquoi est important de se laver les mains avant de manger ?
- Inona no maha zava-dehibe ny fanasana tanana alohan'ny hisakafo.
Utilisez vous les latrines ?
- Mba mampiasa kabone ve ianao ?
Connaissez vous les membres du comité eau?
- Fantratrao avokoa ve ny mpikambana ao amin'ny biraon'ny rano ?
Citez des chose sales.
- Mitanisa zavatra maloto .
Si vous n'avez pas de latrines pourquoi ?
- Raha tsy manana kabone ianao nahoana ?
Cotisez-vous pour l'entretien du point d'eau?
- Mba mandrotsaka latsakemboka ho fikarakarana ny paompy ve ianao
Y a-t-il un rapport entre la santé et les mains lavées
après être allé au cabinet ?
Misy fifandrorisana ve ny fahasalamana sy ny fanasana tahana arian'ny
fangerana ?
Quand doit-on se laver les mains ?
Raha haviana no manasana ny tanana
A quoi sert le couvercle de latrines ?
Inona no ilana ny rakotry ny kabone ?
Peut-on boire avec le zinga qui sert à servir l'eau ?
Azo isotrona rano ve ny zinga fanovozana ?
Doit-on couvrir les seaux dans la maison ?
Tokony saromana ve ny rano ao antrano ?
Peut-on boire l'eau du captage ? Pourquoi ?
Azo sotroina avy hatrany ve ny rano ao amin'ny boaty loharano ?
A quoi ça sert de balayer la maison ? La cour ?
Nahoana no fafana ny trano ? ny tokotany ?
A quoi sert de se laver ?
Inona ny antony isasana ?
Qu'est ce qu'un trou à ordure ?
Inona moa ny lava-pako ?
Comment lavez vous votre seau ? avec quoi peut on avoir la meilleur
efficacité pour nettoyer le seau ?
Manao akory ny fanasaaony sio ? Miaraka amin'inona no ahafahanao manasa
sio mba hadio tsara ?
Qu'est ce qu'une sanplat ?
Inona loa ny sanplat ?
Citez deux maladies liées à l'eau sale ?
Mitamisa aretina roa azo avy amin'ny rano maloto ?
Le jeu
|
|